22.06.2013 Views

Lois sur statuts des terres - Ministère de l'Agriculture

Lois sur statuts des terres - Ministère de l'Agriculture

Lois sur statuts des terres - Ministère de l'Agriculture

SHOW MORE
SHOW LESS

Create successful ePaper yourself

Turn your PDF publications into a flip-book with our unique Google optimized e-Paper software.

, , 'Alalsimiiny2 d~noary 2006 GAZETIM-PANJAKAN' NY REPOBLIKAN' 1MADAGASIKARA 5

- Fampanofana an-tacna maro (na fanekem-panofana

maharitra taonn maro ): fampanofanu mandritra ny valo umbm'

ny folo ka hatramiu' ny sivy amby sivifolo taona izay ahafahan' ilay

mpisitraka (mpandray), ny mpanof'a maharitra tacna maro,

mampiasa ny tany hanaovana asa fanatsarana izay mijanona ho an'

ny rompon' ny tany rahefa tapitra'-ny· f1ùnpmiofana. ka' andoavana

. vola fàndca isan-taona ary ny habetsahany .dia rombanana ho

arnkaraka ny fannmaintisarnolaly ny tany natao rahefa mifarana ny

fifanekena.

- Mpumpanofa : ny rompon' ny fananana nomena hofain'

olou-kafa.

- Fananana : izay rehetra zavatra met y ho tonga fananan' ny

olona. Ny funanana dia met y hanarn-batana (fitaovana) na ISy

munara-batann: fanana-manaraka na 'faoana-mit1lka; an' oy tena

(faritan' ilay olonâmitana azy) na mivaingana (faritan' ny antony

nanuovana azy). '

-'Follallana tsy misy mpikarakara sy tsy fanta-tompo :

funanaua izay hita, amin' ny alalan' ny paika arahina manokana, fa

tsy mbola nisy nampiasa na nipetraka mihitsy ary tsy nitonona ho

tompony.

- Fanaovana tsatobato : asa famuritana tany iray amin' ny

alalan' ny fanamarihana ny faritra liïlSy' azy. 10 asa io izay atuo

ampahibemaso dia azo anaovana fnmotoruna ampahibemaso sy

ifanatrehanu mikasika ny sara araka ny lalàna mifehy ny tany. Ny

fanaovana tsatobato dia tena ilaina mihitsy eo amin' ny paika

arnhi(ia amin: ny fanorutana tany sutr ia izany no ahaf'ahana

mamqntatrn ny tany ho toy ny tena fananana ka ny ao anatiny 'dia

atao a\nin' ny fomba tsy azo hiadian-kevitra ary hizakana ny zo

fitomÎ?Oana voasorntra ao anatin' ny boky fananan-tany.

~'Tsatobato : famantarana mivaingana ka ny endriny sy ny

zavatra anaovana azy dia voafaritry ny lalàna na ny didy amampitsipjka

manan-kery, sy tsy maintsy ampiasaina amin' ny paika

arahi".a amin' ny fanaovana tsatobato izay ahatahana manoratra ny

tany .

...;:Kndasitra : eo amin' ny lafiny teknika. ny teny hoc kadasitra dia

mllpi'~'aina sady hanondroana ny Sampnn-draharaha manana fahaizana

munokanu ao amin' ny Fanjakana izay mitantana ny fanaovana

sariniany momba ny fananan-tany sy ity farany. Eo amin' ny latïny

lalilllA eto Madagasikara. ny teny hoe "kadasitra" dia ampiasaina

hanondroana ny paika munokana arnpiharina amin' ny zo fisitrahana

izay miafara amin' ny tankatoavana iombonana araka ny lalàna izany.

..J: Fanamarinana momba ny: Iananan-tany : sora-panekena

ara-panjuknna manuporofo ny fisian' ny zo noho ny fipetrahana sy

famplas,lI1a ury ny fnnumaintisamolaly. on' ny tena samirery sy

notanterahina, mikasika sombin-tany iray, natao araka ny paika

aruhina manokana vonfaritra ara-dalàna. Ny fanamarinana dia

man:i}ky ny zo fitompoana ho uzo atohitra elon-kata mandra-pisian'

ny pdrofo mifanohitra amin' izany.

~~Fivarotana : sora-panekena araka ny lalàna izay ahafahana

munao ny fumindruna. misy tambiny na tsia, ny fitompoana ny

fanait!1n' ny olona iray araka ny lalàna, Ny famindrana dia Illet y

handflavam-bola (misy tarnbiny) na maimaimpoanu.

~ety ho amin' ny alalan' ny ruharaham-pihavanana izany na

voat~j'y tsy maintsy atao (ohatra amin' ny fanesorana ny fizakana ny

tany.~all1in' ny tompony). Mety ho nifanarahana izany, mifampitïdy

na niJfampisongona ny roa tonta, ka ny mpividy dia izay manolotra

vidi~y ambony kokoa ao anatin' ny fepetra nofaritana rnialoha

mOII1,\>any fivarotana.

Met y ho tena raikitra ny famoizana raha vantany VHO vita sonia

ny sbra-panekena na misy fehivavany, raha toa ka misy fepetra

sasa,illsasany noferana mba hampanan-kery izany.

:: Famoizana : mikasika ny tany miankina amin' ny tanirnpanjakann,

ny famoizana dia ny sora-panckcna ara-panjakana izay

nmoîzau' ny fitoudran-draharaha miandraikitra ny tanirn-panjakana

alllillà varan-tenan' clona na fikambanana, miankina amin' ny

,i:

.; Bali emphytéotique (ou emphytéose) : bail de dix-huit il

quatre-vingt-dix-neuf ans qui permet au bénéficiaire (preneur).

l'emphytéote, de disposer du terrain pour y réaliser des impenses

qui reviendront au propriétaire à l'issue du bail. lIloYCrilliïiïï'Îe"

'versement d'une redevance annuelle dont le montunt est

inversement proportionnel à la valorisation du terrain attendue il

l'expiration du contrat.

- Bailleur: le propriétaire du bien qui le loue à une tierce

personne.

- Bien: toute chose ou objet susceptible de devenir la propriété

'd'une personne. Les biens peuvent être Ç,Q!·pl.lreh (matériels) ou

incorporels; meubles ou il!l!!1eubles: personnels (définis par la

pérsorinëqui lès ifétlent) ou réels (détïnis par leur objet).

- Biens vacants et sans maître: biens pour lesquels il peut

être établi, par une procédure appropriée, qu'ils ne sont l'objet

d'aucune utilisation ou occupation: et qu'ils ne font l'objet d'aucune

revendication de propriété, '

- Bornage: action de cJélimitation d'un terrain par 1"

matérialisation de .ses limites, Cette action menée publiquement.

peut être l'occasion de faire une enquête publique et contradictoire

sur le statut juridique du terrain. Le bornage est d'une importance

essentielle dans la procédure de l'immatriculation puisqu'il permet

d'identifier le terrain comme un bien réel dont le contenu est établi

de manière inconstesrable et qui sera l'objet du droit du propriété

inscrit au livre foncier.

- Borne: signal matériel, dont la forme et les matériaux sont

détïnis par la loi ou la réglementation en vigueur, et qui doit être

utilisé dans les procédures de bornage devant permettre

l'immatriculation des terrains.

- Cadastre: techniquement, le terme cadastre est utilisé il 1,,'

fois pour désigner le Service spécialisé de l'Administration qui gère

la cartographie foncière et celte dernière, Juridiquement il

Madagascar. le' terme "cadastre" est utilisé pour désigner une

procédure particulière app licablenux droits de jouissance

aboutissant 11 une reconnaissance juridique collective de ces

derniers .

- Certificat foncier: acte administratif attestant -l'existcnce de

droits d'occupation, d'utilisation. de mise en valeur, personnels et

exécutifs, portant sur une parcelle de terre. établi par suite d'une

procédure spécifique légalement définie. Le certificat reconnaît lin

droit de propriété opposable aux tiers jusqu'à preuve du contraire.

-'Cession : acte juridique qui permet le transfert. moyennant ou

non une contrepartie, de la propriété d'un bien d'une personne

juridique, La cession peut être à titre onéreux (avec contrepartie) ou

à titre gratuit.

Elle peut être 'amiable ou forcée (par exemple e n cas

d'expropriation). Elle peut être de gré n gré. les parties sc

choisissant ou' par adjudication. l'acheteur étant celui qui offre le

meilleur prix' dans le cadre des conditions prédéfinies de Iii vente.

La cession peut être définitive dès la signature de l'acte ou

conditionnelle. lorsque certaines conditions sont fixées pour ln

.valider.

- Concession: portant sur une dépendance du domaine public.

la concession est l'acte administratif par lequel l'administration en

charge du domaine public, concède à une personne physique ou

morale. publique ou privée, la jouissance d'une terrain déterminé ct

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!