11.07.2015 Views

Fanambarana avy amin'ny Fikambanana ACCES ZON'OLOMBELONA

Fanambarana avy amin'ny Fikambanana ACCES ZON'OLOMBELONA

Fanambarana avy amin'ny Fikambanana ACCES ZON'OLOMBELONA

SHOW MORE
SHOW LESS

Create successful ePaper yourself

Turn your PDF publications into a flip-book with our unique Google optimized e-Paper software.

Fanambarana avy amin'ny Fikambanana ACCES ZON'OLOMBELONAExtrait du Madagascar-Tribune.comhttp://www.madagascar-tribune.com/Fanambarana-avy-amin-ny,12998.htmlFanambarana avy amin'nyFikambanana ACCESZON'OLOMBELONA- Tribune libre -Date de mise en ligne : mercredi 4 novembre 2009Madagascar-Tribune.comCopyright © Madagascar-Tribune.com Page 1/3

Fanambarana avy amin'ny Fikambanana ACCES ZON'OLOMBELONAManoloana ny fizotry ny toe-draharaha eto amin'ny firenena,Manoloana ny adidy masina neken'ny ACCES « ZON'OLOMBELONA » amin'ny maha-fikambanana mpiaro nyzon'olombelona sy amin'ny maha-fiaraha-monim-pirenena azyManoloana ireo andraikitra efa noraisiny sy izay heveriny fa tokony mbola ho raisina amin'ny maha mpikambanaazy ao amin'ireo vondrona firaisam-pirenena samihafa,NY ACCES « ZON'OLOMBELONA » DIA MAHATSIARO MANANA ANDRAIKITRA KA MANAO IZAOFANAMBARANA MANARAKA IZAO :ampahatsiahivina fa ny sasi-teny fampidirana ao amin'ny fanambarana iraisam-pirenena momba nyzon'olombelona, izay neken'i Madagasikara, dia mivaky toy izao ao amin'ny andalan-teny faha telo : « ...Heverina failaina ny miaro ny zon'olombelona amin'ny fametrahana rafitra tan-dalàna mba tsy hitarika azy hikomy ary hanohitrany fampihorohoroana sy ny fampijaliana... »Tsorina anefa, araka ny fehi-kevitra niraisan'ireo mpikambana ato amin'ny ACCES ZON'OLOMBELONA, fa hitamaso ny tsy fanajàna ny zon'olombelona na niniana izany na tsia, raha tsy hanao fampitahana afatsy amin'nyalalan'io andininy notanisaina etsy ambony io isika.Marina fa « ny rano raraka tsy azo raofina » araka ny ohabolan-dRazantsika, nefa kosa, raha tsy misy ny fivoaran'nytoe-draharaha, indrindra ny fivahan'ny krizy ara-politika dia vao maika hihanjahanja tanteraka ny tsy finiavana hanajany farafahakeliny akory amin'izay zo tokony ho an'ny vahoaka tsy mandady harona. Olompirenena iza no hahazakany antso tody sy ny latsa mety haterak'izany raha mbola malagasy koa ? heverin'ny ACCES « ZON'OLOMBELONA »fa tsy misy afaka hiala amin'izany andraikitra izany izay rehatra mahatsiaro ho tia ny tanindrazana.etsy andanin'izany dia tsy hain'ny ACCES ZON'OLOMBELONA ny tsy haneho fankasitrahana ho an'ireo ankolafyefatra, ny amin'ny dingana efa vita ary indrindra ny amin'ny fanekena hidinika indray. Izany dia raisinay ho mariky nyfitsinjovana ny tombontsoa ambonin'ny firenena ary koa ny fandalàna ny hevitra maro lafy (pluralisme d'idée) izayaseho amin'ny alalan'ny fanomezana lanja ny hevitry ny hafa.Tianay àry ny mamporisika ireo ankolafy efatra mba hanaporofo araka izay tratra ny fikatsahana vokatra azotsapain-tanana aorian'ny fifampidinihina izay hatao manaraka. Irinay ny mba hahatonga io fotoana io ho dinganafarany amin'ny famahana ny krizy ara-pôlotika mampijaly ny firenentsika. Rahefa izany, ny dingana hafa manarakadia tokony ho efa atokana indrindra ho ireo fifanakalozan-kevitra samihafa mba : haha-mari-pototra ny fifidianana,hanarenana ny lafiny ara-tsosialy sy ara-toe-karena, handaminana ny fiainana ara-pôlitika syara-pitantam-pirenena...sns. Ireo rehetra ireo, izay hany fomba azo antoka hampanajàna ny zon'olombelona sy nydemôkrasia, foto-kevitra izay lalain'ny ACCES ZON'OLOMBELONA fatratra.farany, dia tianay ny manantitrantitra fa ny andraikitry ny fiarahamonim-pirenena dia mifototra indrindra amin'nyasa fanelanelanana, ny fanomezana tolo-kevitra ary ny fanaovana antso fanairana raha ilaina izany. Ireo asamanokana ireo, sy izay andraikitra hafa mifandraika amin'izany dia atao ao anatin'ny lalan-tsaina tsy misy fironana nafiandaniana, ary mikendry izay hikatsahana ny tombontsoan'ny firenena sy ny vahoaka irery ihany.Araka izany àry, dia deraina etoana ireo dingana samihafa efa notanterahantsika firaisamonim-pirenena tsyankanavaka. Singanina amin'izany, ohatra, ny ezaka fanelanelanana izay atao iarahana amin'ny Alliance desOrganisations de la société Civile, ary mbola anentanana ny vondrona hafa ny ny fanaovana hetsika toy izany satria« ny tao-trano tsy efan'ny irery ».Copyright © Madagascar-Tribune.com Page 2/3

Fanambarana avy amin'ny Fikambanana ACCES ZON'OLOMBELONAManoloana ny fiazakazaky raharaha anefa, sy ny loza ara-tsosialy sy ara-toekarena mitatao amin'ny firenentsika,ary koa manoloana ny fahasamihafan-kevitra ny amin'ny endrim-pandraisana anjara samihafa, dia manainga antsikavondrona fiarahamonim-pirenena tsy ankanavaka mba hifampidinika maika. Irariana mba ho tongalaharam-pahamehana amin'izay ho tohin'ny hetsika hataontsika izany.Araka izay tratra, io fifampidinihana voalaza io dia tokony hamela antsika :ho afaka hifanakalo hevitra sy hifandresy lahatra ny amin'izay fomba fijery samihafa. Ny fahasamihafan-kevitra diaheverina fa ara-dalàna loatra amin'ny soatoavina demokratika. Raha ny marina, dia ireny fahasamihafana ireny notokony ho vao maika hampanankarena ny adihevitra ary hanamaro isa ny soso-kevitra.Handinika haingana arak'izay azo atao, amin'ny saina tony sy amin'ny fitiavan-tanindrazana ireo paik'ady sy fepetrasamihafa hampiarana ny satan'i Maputo, izay heverina fa mbola hany lalan-tokana hita ho famahana ny olanamampijaly ny firenena. Heverin'ny ACCES ZON'OLOMBELONA fa ho famahàna ny krizy dia rariny raha hasongadinany maha-fiarahamonim-pirenena antsika amin'ny alalan'ny fananana lalan-kevitra matotra sy voavolavolan'ny tenyieràna sy ifampitondràna ary ifampifehezana, hialàna amin'izay mety ho fandrika hanaratsy endrika ireofandavan-tena nimatimatesan-tsika.Natao teto Antananarivo, androany 29 oktobra 2009Ny Birao foibe ACCES « ZON'OLOMBELONA »Copyright © Madagascar-Tribune.com Page 3/3

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!