20.04.2014 Views

sommaire introduction editorial - Institut national de la statistique ...

sommaire introduction editorial - Institut national de la statistique ...

sommaire introduction editorial - Institut national de la statistique ...

SHOW MORE
SHOW LESS

Create successful ePaper yourself

Turn your PDF publications into a flip-book with our unique Google optimized e-Paper software.

Sehatra n° 0001 Juillet 2002

NOUVELLES

Par

DIRECTION

Miavaka amin’ny mahazatra

ny « Nouvelles par

Direction » amin’ity

laharana ity satria dia ny resadresaka

nifanaovana tamin’ireo Tale isantsokajiny

mihitsy no hotaterina

amin’ny mpamaky. Ny tanjona

amin’izany moa dia ny mba hahitana

ny fomba fijerin’ireo Tale isantsokajiny

ireo ny fizotran’ny asa eo

amin’ireo sampandraharaha tantaniny

sy ny hanomezany fanamarihana na

soso-kevitra hampandrosoana bebe

kokoa ny asa.

Direction Générale

Inona avy ny asa natao tato

nandritra iny tapa-taona voalohany

iny ?

Nihena ny asa azon’ny INSTAT natao

noho ny tsy fisian’ny fandriampahalemana

sy ny vola hampiasaina.

Vokatr’izany, tsy afaka nandefa olona

nanao fanadihadiana mihitsy ny

INSTAT fa nianona fotsiny tamin’ny

fandinihana ireo fanadihadiana efa

natao teo aloha : fanadihadiana

momba ny asa tanana, ny tsena eny

ambanivohitra, ny tokantrano… Ny

tany amin’ny Faritany dia tsy afaka

Manao ahoana kosa ireny asa

natomboka tamin’ny taona 2001

ireny ?

Tsy tonga dia hitohy avy hatrany izy

ireny satria mbola sahirana ny

fanjakana ankehitriny. Ny fanomanana

ny fanisam-bahoaka no tokony natao

tamin’ity taona ity, saingy mety tsy

hotanterahina amin’ny taona 2003

indray io fanisam-bahoaka io noho ny

asa fanomanana tsy maintsy mbola

hatao. Ireo fanadihadiana vatsian’ny

Initiative en faveur des Pays Pauvres

Très Endettés (IPPTE) vola koa dia

Sehatra : Inona no vaovao tato

amin’ny INSTAT nandritra izay

enim-bolana izay ?

DG : Ny vaovao tena lehibe indrindra

dia ireny fiovan’ny governemanta

nifanesisesy teo ireny izay nanova ny

Ministera mpiahy sy ny sata mifehy

ny INSTAT. Tamin’ny governemanta

teo aloha mantsy dia lasa

“Administration” ny INSTAT ary tao

amin’ny Ministeran’ny Vola sy ny

Toekarena ary ny Teti-bola izy

tamin’izany. Ankehitriny, eo ambany

fiahian’ny Ministeran’ny Toekarena

sy ny Teti-pivoarana kosa izy ary

niverina ho “EPIC” indray.

IPPTE

Initiative en faveur des Pays Pauvres

Très Endettés

Izy io dia vola tokony aloa any ivelany

saingy tsy aloa fa hanaovana tetikasa eto

an-toerana ampihenana ny fahantrana.

Misy fepetra takian’ireo mpamatsy vola

amin’izany.

Ny IPPTE dia tsy tetikasa toy ny

fahitantsika mahazatra akory izay ny

mpamatsy vola avy any ivelany no

manome izany mivantana saingy vokatry

ny ezaky ny fanjakana.

Ny décret laharana faha 2001-667 tamin’ny

30 jolay 2001 no mametra ny sora-bola sy

ny fampiasana izany ao anatin’ny teti-bola

ankapoben’ny Fanjakana. Ho an’ny taona

2001 dia nahatratra 211 798 529 000 Fmg

izany sora-bola izany ho an’ny Ministera

rehetra.

Mbola horesahantsika lalindalina eto ihany

ny mikasika izany IPPTE izany amin’ny

laharana manaraka.

2

Instat Point Information 2001 : La dynamique de la Pauvreté à M/car de 1993 à 1999

(16/01/2001)

niasa ara-dalàna toy izany koa.

Raha ny momba ny tondromariky ny

fiakaran’ny vidim-piainana (indice des

prix à la consommation) kosa indray

no resahina dia nihantona be mihitsy

ny fanaovana azy io tato ho ato

indrindra fa ny tany amin’ny faritany

satria tsy afaka naka ny vidin’entana

ny mpikarakara izany noho ny toedraharaha

nisy teto amin’ny firenena.

Nisy ihany ny tondromariky ny

fiakaran’ny vidim-piainana

navoakan’ny INSTAT saingy tsy

nahahenika ny firenena manontolo izy

io. Mbola hohazavain’ny

tompon’andraikitra eto ihany moa ny

momba izany.

Tsara ho marihina fa efa manomboka

miverina amin’ny laoniny tsikelikely

io toe-javatra voalaza io ka

porofon’izany dia efa manomboka

mandeha indray izao ny atao hoe

“enquête conjoncture”.

mety hahemotra daholo.

Raha tsorina izany dia hihemotra ny

asa kasaina hotanterahina amin’ity

taona ity amin’ny ankapobeny.

Inona kosa no azo ambara mikasika

ireo tetikasa iarahana amin’ny

vahiny ?

Raha ny “Projet Statmad” manokana

no resahina dia tapitra amin’ity volana

jolay 2002 ity izy io. Ny “Projet Ilo”

dia mbola mitohy ihany fa mandeha

miadana dia miadana. Ny tetikasa hafa

toy ny “Projet d’Appui Institutionnel à

la Gestion Publique II” (PAIGEP II)

dia mbola miankina betsaka amin’ny

raharaham-pirenena na dia efa

natomboka aza. Ny “Projet Madio”

izay iarahana amin’ny Frantsay kosa

dia mitohy hatramin’ny faran’ny taona

saingy misy fanadihadiana voatery

nahantona noho ny zava-nitranga teto

amin’ny firenena.

Bulletin Interne de l’INSTAT

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!