20.04.2014 Views

sommaire introduction editorial - Institut national de la statistique ...

sommaire introduction editorial - Institut national de la statistique ...

sommaire introduction editorial - Institut national de la statistique ...

SHOW MORE
SHOW LESS

Create successful ePaper yourself

Turn your PDF publications into a flip-book with our unique Google optimized e-Paper software.

Sehatra n° 0001 Juillet 2002

ohatra amin’izany ireo “indemnités”

isan-karazany izay omena mialoha ary

manatombo aza raha oharina amin’ny

omen’ny fanjakana.

c) Farany, ahafahana mampidi-bola

ho an’ny INSTAT koa io rafitra io ka

ohatra amin’izany ny vola avy

amin’ny “cartes statistiques” sy ireny

tolo-bidy isan-karazany ireny.

Manampy betsaka ny fanjakana ity

orinasa ity amin’izany satria tsy ho

lasa enta-mavezatra ho azy intsony. Io

vola miditra io koa dia azo

hanomezana ampahany ho an’ny

mpiasa na harotsaka ao amin’ny tetibola

hiasana.

Inona kosa ny vaovao azo lazaina

momba ny any amin’ny faritany ?

Nanano sarotra ny fifandraisana

tamin’ireo faritany enina nandritra

izay enim-bolana izay satria tsy afaka

nanatanteraka ny asany ara-dalàna ny

Paositra. Na izany aza anefa dia

voarain’ny mpiasa foana ny vola

karamany na dia nisy fahatarana kely

aza izany indraindray.

Charles A. RAKOTONDRAFARA

Directeur Administratif et Financier

28/06/2002

Direction des Synthèses

Economiques

Sehatra : Mba azonao lazalazaina

fohifohy ve ireo asa natao tato

amin’ny DSY hatramin’ny

fiandohan’ity taona ity ?

DSY : Raha tsorina dia tsy nisy na

inona azo natao firy nandritra izay

enim-bolana izay noho ny olana teto

amin’ny firenena. Ny atao hoe

“enquête conjoncture” izay vatsian’ny

Statmad vola no efa natomboka ka ny

asa fanomanana sy ny fanofanana ireo

mpanao fanadihadiana no natao

hatramin’izao ary amin’ity tapatapaky

ny volana jolay ity no heverina

hanombohana ny fanadihadiana. Tsara

ho marihina fa mahakasika ny

indostria sy hotely io fanadihadiana io

saingy voafetra ny vola ampiasaina sy

ny toerana azo aleha satria dia eto

Antananarivo, Antsirabe, Fianarantsoa

ihany no hanatanterahana izany.

Ny fanaovana ny atao hoe

“Comptabilité nationale” koa no

anisan’ny asa iandraiketan’ny ato

amin’ny DSY.

4

Nisy ihany koa fanadihadiana

nataon’ny DSY ka ny fiantraikan’iny

toe-javatra niainana teto amin’ny

firenena iny teo amin’ireo orinasa no

noezahina nofantarina tamin’izany.

Olona roapolo teo ho eo no nanao azy

io ary ny tanjona taminy dia ny

hahalalana ny olana sedrain’ireo

orinasa vokatr’iny fitokonana iny.

Nisedra olana anefa ny fanaovana azy

io satria tsy afaka niasa ara-dalàna ireo

mpanao fanadihadiana nandritra ny

fitokonana.

Manao ahoana kosa indray ireny

asa efa natomboka tamin’ny

herintaona ireny ?

Azo nantsoina hiasa tsindraindray

ihany ireo mpiasan’ny DSY nandritra

ireny fotoana nafampana ireny ka

nanao ny “Nomenclature des activités

et des produits de Madagascar” ho

an’ny taona 2001 izy ireo. Efa

nahitam-bokany ny asa natao ary efa

azo natonta ho boky izy io

ankehitriny. Tsara ho marihina fa io

no “nomenclature” faharoa misy eto

Madagasikara ary manaraka ny atao

hoe Système de Comptabilité

Nationale 1993 izay mifandraika

amin’ny modely ampiasain’ny tany

afrikana miteny frantsay, mampiasa ny

“module” na lôzisiela (logiciel)

ERETES. Ny ERETES dia fanaovana

kaonty nomen’ny Vondrona

Eoropeana tamin’ny alalan’ny tetikasa

Statmad hanaovana Comptabilité

Nationale eto Madagasikara. Farany,

anisan’ny asa nataon’ny DSY koa ny

fanohizana ny fampidirana amin’ny

solosaina ny Comptabilité Nationale

ilay antsoina hoe amin’ny teny

mahazatra hoe : fanadihadiana

fanampiny (enquête complémentaire)

izay vatsian’ny IPPTE vola. Mameno

ny tsy ampy tamin’ny fanangonana

antontan’isa natao teo aloha no atao

amin’izany.

Samuel RANDRIAMBOLAMANITRA

Directeur des Synthèses Economiques

24/06/2002

Direction des

Statistiques

Economiques

Sehatra : Nanao ahoana ny fizotry

ny asa tato amin’ity Direction

tantaninao ity nandritra izay volana

maromaro izay ?

DSE : Ireto tanisaina manaraka ireto

ny asa fanaon’ny DSE amin’ny

ankapobeny : ny fikarakarana ny

“fichiers des établissements”, ny

fanadihadiana momba ny vokatry ny

indostria (enquête sur la production

industrielle), ary ny fikarakarana ny

statistika ho an’ny varotra ivelany.

Raha ny “fichiers des établissements”

manokana no jerena dia azo sokajiana

ho roa ny asa atao amin’izy io :

- ny fanomezana ny karatra

statistika (carte statistique) izay nisy

fiatoana kely teo aloha teo indrindra

ny teto Antananarivo ; mbola azo

notohizana nitsitapitapy ihany anefa

ny tany amin’ny faritany ;

- teo koa ny fanadiovana ny

“fichiers des établissements” izay asa

hiarahana amin’ny Projet Statmad.

Niato tanteraka aloha ny fanaovana

azy io.

Raha ny lafiny fanadihadiana ny

vokatry ny indostria (production

industrielle) indray kosa no

holazalazaina fohifohy dia nifantoka

tamin’ny fanadihadiana fototra

amin’ny vokatry ny indostria (enquête

de base sur la production industrielle)

izay hanaovana “base de l’indice”

vaovao ny asan’ny DSE. Natao teto

anivon’ny indostria teto Madagasikara

izy io ary mifameno amin’ny

nataon’ny “Projet Madio” satria ny

vokatra (production) no jeren’ny DSE

aminy raha ny kaonty “Comptabilité”

kosa no nataon’ny “Projet Madio”.

Samy nojerena daholo tamin’izany na

ireo orinasa afa-kaba na ireo karazana

orinasa hafa tsy afa-kaba. Nisy olona

avy any amin’ny Institut National de

Statistique et des Etudes Economiques

(INSEE) any Frantsa nanampy ny

DSE amin’ny fanaovana azy io.

Ankehitriny dia efa azo lazaina ho vita

tanteraka ny asa raha ny lafiny

tekinika no jerena saingy mbola

hifampidinihana amin’ ny mpamatsy

vola sy ny fanjakana ary ny

mpandraharaha ny fanatsarana azy io

avy eo. Anisan’ny asa goavana natao

teto anivon’ny Direction ihany koa ny

fijerena ny fiantraikan’iny fitokonana

iny teo amin’ireo orinasa afa-kaba.

Voalaza ombieny ombieny mantsy

tato ho ato fa maro ny asa very

nandritra ireny toe-javatra niainana

teto amin’ny firenena ireny. Teto

Bulletin Interne de l’INSTAT

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!