20.04.2014 Views

sommaire introduction editorial - Institut national de la statistique ...

sommaire introduction editorial - Institut national de la statistique ...

sommaire introduction editorial - Institut national de la statistique ...

SHOW MORE
SHOW LESS

Create successful ePaper yourself

Turn your PDF publications into a flip-book with our unique Google optimized e-Paper software.

Sehatra n° 0001 Juillet 2002

tsakany sy an-davany ireo asa ireo

amin’ny ankapobeny.

Izay no azo lazaina momba ny asa

fanao an-davanandro fa nisy ihany koa

ny tetikasa noeritreretina hatao ka azo

raisina ohatra amin’izany ny

fanavaozana ireo solosaina

ampiasain’ny DI satria efa antitra izy

ireo ka tsy mahefa ny asany ara-dalàna

intsony. Raha tsahivina tokoa mantsy

dia efa tamin’ny taona 1980 no

nanomboka nampiasana ny

sasantsasany tamin’izy ireo. Tafiditra

amin’io tetikasa noresahina teo aloha

io koa ny fanofanana ny mpiasa

rehetra ato amin’ny INSTAT mba

hampitomboana ny fahaizamanaon’izy

ireo amin’ny fampiasana

solosaina. Voatery tsy maintsy

hahemotra anefa io tetikasa io noho ny

fanomanana tsy maintsy hatao sy ny

lafiny ara-bola.

Iza no mamatsy vola io fanofanana

io ?

Noho ny lanja manokana ananan’ny

DI dia ny fanjakana mihitsy no

mpamatsy vola mivantana azy. Tsara

ho marihina fa ny DI no Ivon-toerana

lehibe sy tranainy indrindra eto

Madagasikara raha ny lafiny kajy

mirindra no jerena satria mahatratra 38

eo ho eo ny solosaina madinika miasa

ao ankoatra ireo solosaina vaventy

izay mbola mandeha tsara.

Mbola misy asa hafa ankoatra ireo

voatanisa ireo koa ve azon’ny eto

amin’ny DI atao ?

Ho fanampin’izay voalaza rehetra teo

izay dia afaka manampy ireny

Ministera isan-karazany ireny amin’ny

lafiny fampiasana sy fikojakojana

solosaina koa ny eto amin’ny DI.

Araka izany, raha misy Ministera

manana olana eo amin’ny lafiny

solosaina dia vonona hifanampy

aminy ny INSTAT. Ny tao amin’ny

Seranan’i Toamasina ohatra dia saika

niara-niasa tamin’ny DI saingy tsy azo

notanterahina izany noho ny toedraharaha

nisy teto amin’ny firenena.

Torak’izany koa ny fampidirana asa

amin’ny solosaina (saisie), ny olona

any ivelany dia afaka mampanao asa

ny eto amin’ny DI. Efa manana

traik’efa amin’izany izy satria efa

maro ny tetikasa nandraisany anjara.

Ambonin’izay dia efa misy lamin’asa

maty paika mihitsy ao raha eo

amin’ny lafiny fitsinjaran’asa ka izany

no mampahomby ny asa atao ao.

Aurélien ONIVOLOLONA

Directeur Informatique

10/07/2002

Direction de la

Démographie et des

Statistiques Sociales

Sehatra : Inona avy ny asa natao

tato amin’ity Direction ity nandritra

izay enim-bolana izay ?

DDSS : Voalohany aloha dia tsara ho

fantatra fa misy Sampandraharaha telo

ato amin’ity DDSS ity : ny Service de

Recensement, ny Service de l’Etat

Civil ary ny Service des Statistiques

Sociales. Samy manana ny asany

daholo izy ireo saingy mifantoka

betsaka amin’ny fandinihina ny

momba ny mponina daholo ny asa

ataony. Raha ny marina, tato

anatin’izay enim-bolana izay dia tsy

afaka nanatanteraka ara-dalàna ny asa

tokony nataony izy ireo noho ireny

zava-niseho teto amin’ny firenena

ireny izay nisy fiantraikany be dia be

tamin’ny asan’ny INSTAT sy ireo

Directions rehetra misy ao aminy.

Inona kosa ary no azonao ambara

momba ny fanisam-bahoaka izay

hatao amin’ny taona 2003 ?

Tsy maintsy hatao izy io satria

manana ny lanjany manokana eo

amin’ny fiainam-pirenena. Mitaky

fanomanana hentitra kosa anefa ny asa

toa ireny satria mahahenika an’i

Madagasikara manontolo. Tsara ho

marihina koa fa ny fanomanana ny

fanisam-bahoaka dia asa sarotra sy tsy

azo tsinontsinoavina satria miantoka

ny fahombiazan’ny asa. Efa tokony

natao tamin’ny volana janoary lasa teo

ny fiomanana saingy tsy tanteraka

izany. Mazava ho azy araka izany fa

tsy maintsy hahemotra ny fanaovana

io fanisam-bahoaka io.

Inona avy daholo ny zavatra tsy

maintsy hatao amin’ny fanomanana

ireny fanisam-bahoaka ireny ?

Betsaka ny zavatra tsy maintsy

homanina rehefa hanao fanisambahoaka.

Eo ohatra ny fanofanana ny

mpanisa, ny fikarakarana ny

fanontaniana hapetraka amin’ny olona

hisaina (questionnaires), ny boky

rehetra, ny fanangonana ny vokatry ny

fanisam-bahoaka (collecte), ny

fikarakarana ny solosaina, sns...

Maharitra roa taona eo ho eo

farafahakeliny ny fanomanana ireny

fanisam-bahoaka ireny ary any

amin’ny tany efa mandroso toa an’i

Etazonia aza dia raha vao vita ny

fanisam-bahoaka atao dia efa

atomboka sahady ny fanomanana ny

fanisana manaraka. Miankina amin’ny

vola sy ny fitaovana ho enti-manana

ary ny olona hanatanteraka ny asa

daholo anefa izany rehetra izany.

Oviana no nisy fanisam-bahoaka

farany teto Madagasikara ary inona

no tena tanjona amin’ny fanaovana

azy ireny ?

Folo taona lasa, izany hoe tamin’ny

taona 1993, no nisy fanisam-bahoaka

farany teto Madagasikara. Any

amin’ireo tany mandroso any Eoropa

kosa dia isaky ny fito na valo taona no

manao izany izy. Tsy azo tanterahina

isan-taona anefa izy io na dia any

amin’ireo tany matanjaka aza. Ny

tanjona amin”ny fanaovana azy ireny

moa dia ny fahafantarana ny momba

ny mponina manontolo. Jerena

amin’izany ny toetoetran’ny

mponina : ny isany, ny tontolon’ny asa

sy ny harena misy eo amin’ilay

faritra… mba ahafahan’ny mpitondra

manatsara ny fitantanana izany faritra

izany. Ahafana manao drafitrasa sy

fanaraha-maso ary tomban’ezaka

(suivi-évaluation) ihany koa izy io. Ny

tena mahazava-dehibe itony fanisambahoaka

itony dia ny fahazoana

antontan’isa hatrany amin’ny tanàna

faran’izay kely indrindra.

Ny DDSS irery ve no hanao azy ity

sa misy Direction hafa handray

anjara koa ?

Ny INSTAT iray manontolo mihitsy

no miara-mientana rehefa manao

fanisam-bahoaka satria azo lazaina ho

asa vadi-drano ihany izy io ka tsy vita

raha tsy hifanakonana.

Inona no fanamarihana mba tianao

atao ?

Tsy manana fanamarihana manokana

ny tenako fa mba iriko kosa ny

6

Bulletin Interne de l’INSTAT

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!