21.06.2013 Views

Nôvambra - The Church of Jesus Christ of Latter-day Saints

Nôvambra - The Church of Jesus Christ of Latter-day Saints

Nôvambra - The Church of Jesus Christ of Latter-day Saints

SHOW MORE
SHOW LESS

You also want an ePaper? Increase the reach of your titles

YUMPU automatically turns print PDFs into web optimized ePapers that Google loves.

“‘Indro, izay efa nibebaka tamin’

ny fahotany, dia izy no voavela, ary

Izaho Tompo dia tsy mahatsiaro izany

intsony’ [F&F 58:42].” 4

Mahafantatra sy mijoro ho vavolombelona

amim-pankasitrahana aho

fa ny fanaintainan’ ny Tompontsika

izay tsy hay takarina, ny fahafatesany

sy ny Fitsanganany tamin’ ny maty

dia “manatanteraka ny fepetran’ ny

fibebahana” (Helamàna 14:18). Ilay

fanomezana masin’ ny fibebahana

no fanalahidy hahazoana fahasambarana

eto an-tany sy any amin’ ny

fiainana hoavy. Amin’ ny alalan’ ny

tenin’ ny Mpamonjy sy amim-panetren-tena

sy fitiavana lalina no

hanasako antsika rehetra mba “[Hibebaka],

fa efa akaiky ny fanjakan’

ny lanitra” (Matio 4:17). Fantatro

fa hahita fifaliana ianao amin’ izao

fotoana izao sy mandrakizay raha

manaiky izany fanasana izany. Amin’

ny anaran’ i Jesoa Kristy, amena. ◼

FANAMARIHANA

1. Torolalana ho an’ ny Soratra Masina,

“Fibebahana.”

2. Miresaka matetika momba ny “batisa ho

amin’ ny fibebahana” ny Bokin’ i Môrmôna

(jereo ny Môsià 26:22; Almà 5:62; 6:2; 7:14;

8:10; 9:27; 48:19; 49:30; Helamàna 3:24;

5:17, 19; 3 Nefia 1:23; 7:24–26; Môrônia

8:11). Nampiasa izany teny izany koa

i Jaona Mpanao Batisa (jereo ny Matio

3:11), ary niresaka momba ny “batisa ho

amin’ ny fibebahana” koa i Paoly (Asan’

ny Apôstôly 19:4). Hita ao amin’ ny

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana

koa izany andian-teny izany (jereo ny

Fotopampianarana sy Fanekempihavanana

35:5; 107:20). Ny hoe “batisa ho amin’

ny fibebahana” dia entina ilazana tsotra

fotsiny fa ny batisa izay ahitana ny

fanekempihavanana hankatò, no dingana

faratampon’ ny fibebahana. Rehefa avy

nibebaka tanteraka ny olona iray ary ao

anatin’ izany ny fanaovana batisa, dia

mendrika ny hametrahan-tanana handray

ny fanomezana ny Fanahy Masina izy,

ary amin’ ny alalan’ ny Fanahy Masina

no handraisan’ ny olona iray ny batisan’

ny Fanahy (jereo ny Jaona 3:5) sy ny

famelan-keloka amin’ ny fahotany: “Satria

ny vavahady izay tokony hidiranareo

dia ny fibebahana sy ny batisa amin’ ny

rano; ary avy eo dia tonga ny famelana ny

fahotanareo amin’ ny alalan’ ny afo sy ny

Fanahy Masina” (2 Nefia 31:17).

3. Noel B. Reynolds, “The True Points of My

Doctrine,” Journal of Book of Mormon

Studies, Boky faha- 5, lah. 2 (1996): 35;

nampiana fanamafisana.

4. Boyd K. Packer, tao amin’ ny Conference

Report, Ôkt. 1995, 21; jereo koa ny “The

Brilliant Morning of Forgiveness,” Ensign,

Nôv. 1995, 18.

Nataon’ ny Loholona L. Tom Perry

Ao amin’ ny Kôlejin’ ny Apôstôly Roambinifololahy

Ny Fitiavana Tanteraka

Mandroaka ny Tahotra

Raha hanaraka ilay fanasana ny hizara ny finoanareo sy ny

fahatsapanareo mahakasika ny filazantsaran’ i Jesoa Kristy

izay naverina tamin’ ny laoniny ianareo dia ho namanareo

lalandava ny fanahin’ ny fitiavana sy ny fanahin’ ny herimpo.

R y

Filoha Monson, faly tokoa izahay

nandre ireo vaovao mahakasika

ireo tempoly vaovao. Tena

vaovao lehibe tokoa izany indrindra

ho an’ ireo havako maro dia maro any

amin’ ny faritr’ i Wyoming.

Manerana an’ izao tontolo izao

rehefa misy tempoly iray vaovao voatsangana

dia manao zavatra iray izay

fomba fanao aty Etazonia sy Kanadà

ny Fiangonana—manao varavarana

misokatra. Mandritra ireo herinandro

vitsivitsy alohan’ ny hanokanana

ilay tempoly vaovao dia manokatra

malalaka ny varavarantsika isika ary

manasa ireo mpitondra fanjakana sy

mpitarika fivavahana, ireo mpikamban’

ny Fiangonana eo an-toerana ary

ireo olona avy amin’ny finoana hafa

mba hitsidika ilay tempoly vaovao vao

naorina.

Ireo zava-mitranga mahafinaritra

ireo dia manampy ireo olona izay tsy

dia mahalala loatra ny Fiangonantsika

hianatra bebe kokoa mahakasika

azy. Saika talanjona daholo amin’ ny

hakanton’ ny endriny ivelany sy ny

anatiny ny olon-drehetra izay mitsidika

ny tempoly vaovao. Manaitra azy

ireo ny asa tanana sy ny fanomezana

lanja ny antsipiriany amin’ny endrijavatra

rehetra eo amin’ ny tempoly.

Ho fanampin’ izany, maro amin’ ireo

mpitsidika no mahatsapa zavatra

miavaka sy manokana mandrirta ny

fitsidihan’ izy ireo ilay tempoly mbola

tsy notokanana. Ireo rehetra ireo dia

fahatsapana mahazatra ananan’ ireo

mpitsidika amin’ ny varavarana misokatra

ataontsika, kanefa tsy ireo no

fahatsapana mahazatra indrindra. Ny

tena manaitra ireo mpitsidika mihoatra

ny zavatra rehetra dia ireo mpikamban’

ny Fiangonana izay mihaona

amin’ izy ireo ao amin’ ny varavarana

misokatra ataontsika. Rehefa mivoaka

avy teo ireo mpitsidika dia mihazona

mandrakizay ny zavatra tsapany tamin’

ireo mpampandroso azy, dia ny Olomasin’

ny Andro Farany.

Misintona kokoa ny sain’ izao

tontolo izao mihoatra ny taloha ny

Fiangonana ankehitriny. Manoratra na

miresaka mahakasika ny Fiangonana

ireo mpikirakira ny seraseram-pifandraisana

isan’ andro, manao tatitra

amin’ ireo asa maro ataon’ ny Fiangonana.

Maro ireo mpampita vaovao

manan-daza mivoaka eto Etazonia

no mifanakalo hevitra tsy tapaka

Nôvambra 2011

41

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!