14.07.2020 Views

Fanamasinana ny Fotoam-pivavahana Voatendrin'i Jehovah

FANAMASINANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA VOTENDRIN’I JEHOVAH Noho ny voninahitr’Andriamanitra, dia nesoriny teto an-tany ny Fanjakany taorian’ny fikomian’i Satana (Isa 14:12-17; Apo 12:7-9) izay niteraka ny fahasimban’ny tany (Gen 1:2). Tarigetrany anefa ny hamerina indray io Fanjakany io eto an-tany (Mat 6:10; Dan 2:44-45; Heb 2:10). Ny hevi-panahin’ny Planin’ny Famonjena, misy dingana fito ambaran’ny Fotoam-pivavahana voatendrin’i Jehovah, no manazava ny fomba hanovana ny olombelona nofo aman-dra ho tonga Fanahy, handova mandrakizay io Fanjakana io. Nomen’i Jehovah tenin’Andriamanitra maro, mifanandrify amin’ny datin’ireo andro firavoravoana ireo ny fiangonana mandritry ny taona maro. Hafatra ho an’ny fiangonana izany, mba hitodihany amin’ireo Andro Masina ireo, handinihany ny maha tenan’i Kristy ny dingana amin’ny Planina, satria natao ho an’ny Isiraely ara-panahy ny famonjena (Jer 32:27; Gal 3:27-29; Rom 4:16). Ampahafantarina ny vahoakan’Andriamanitra sy ampianarina azy ny andraikitra tsy maintsy raisiny hahazoany famonjena, izay raketin’ny hevi-panahin’ny andro masina nodidin’i Jehovah ho tandremana mandrakizay. Fitaizana ny fiangonana hanaraka ny Lalam-pamonjena marina voalazan’ny Soratra Masina no tanjona amin’izao dinika izao, hahatratrarany ny fenitra ilaina amin’ny Fanangonam-bokatra rehefa miverina Jesosy Kristy.

FANAMASINANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA VOTENDRIN’I JEHOVAH
Noho ny voninahitr’Andriamanitra, dia nesoriny teto an-tany ny Fanjakany taorian’ny fikomian’i Satana (Isa 14:12-17; Apo 12:7-9) izay niteraka ny fahasimban’ny tany (Gen 1:2). Tarigetrany anefa ny hamerina indray io Fanjakany io eto an-tany (Mat 6:10; Dan 2:44-45; Heb 2:10).
Ny hevi-panahin’ny Planin’ny Famonjena, misy dingana fito ambaran’ny Fotoam-pivavahana voatendrin’i Jehovah, no manazava ny fomba hanovana ny olombelona nofo aman-dra ho tonga Fanahy, handova mandrakizay io Fanjakana io.
Nomen’i Jehovah tenin’Andriamanitra maro, mifanandrify amin’ny datin’ireo andro firavoravoana ireo ny fiangonana mandritry ny taona maro. Hafatra ho an’ny fiangonana izany, mba hitodihany amin’ireo Andro Masina ireo, handinihany ny maha tenan’i Kristy ny dingana amin’ny Planina, satria natao ho an’ny Isiraely ara-panahy ny famonjena (Jer 32:27; Gal 3:27-29; Rom 4:16).
Ampahafantarina ny vahoakan’Andriamanitra sy ampianarina azy ny andraikitra tsy maintsy raisiny hahazoany famonjena, izay raketin’ny hevi-panahin’ny andro masina nodidin’i Jehovah ho tandremana mandrakizay.
Fitaizana ny fiangonana hanaraka ny Lalam-pamonjena marina voalazan’ny Soratra Masina no tanjona amin’izao dinika izao, hahatratrarany ny fenitra ilaina amin’ny Fanangonam-bokatra rehefa miverina Jesosy Kristy.

SHOW MORE
SHOW LESS

Create successful ePaper yourself

Turn your PDF publications into a flip-book with our unique Google optimized e-Paper software.

32

Mofo Tsy Misy Masirasira:

Jehovah niaro ny Zanak’

Isiraely sy nanokatra ny Ranomasina

Mena, fa namono ny

miaramila Egyptiana (Eks 15:19).

Jehovah manome rano sy

sakafo: Rano sy Mana sy Papelika

(Eks 15:25-27; Eks 16)

Jehovah nampianatra ny

Sabata, andro fahafito, tamin’ny

fanomezana ny mana (Eks 16:30).

« Ary hoy Jehovah tamin’i

Mosesy: Indro, Izaho handatsaka

mofo avy any an-danitra ho

anareo ; dia hivoaka ny olona ka

hanangona izay sahaza hohaniny

isan’andro, hizahako toetra azy, na

handeha manaraka ny lalako izy, na

tsia. » (Eks 16 :4)

« Ary nony tamin’ny andro

fahenina dia nanangona avy sasaka

noho ny isan’andro ny olona, dia

indroan’ny vata omera ho an’ny

isan-olona avy ; dia avy ny

lohan’ny fiangonana ka nanambara

tamin’i Mosesy. » (Eks 16 :22)

« Ary hoy Mosesy taminy : …

Rahampitso dia tena andro

fitsaharana masina ho an’i

Jehovah; koa manendasa izay

hendasinareo, ary mahandroa izay

handrahoinareo, ary izay sisa

rehetra dia avelao ho anareo,

hotehirizina ho tra-maraina. » (Eks

16 :23)

« Dia namela izany ho tramaraina

izy, araka izay nandidian’i

Mosesy; ary tsy mba maimbo na

niteraka olitra izany. » (Eks 16:24)

Talohan’ny nitsanganany

« Ny niandohan'ny filazantsaran'i

Jesosy Kristy, Zanak'

Andriamanitra. » (Mar 1:1)

« Ary rehefa voasambotra

Jaona, dia nankany Galilia Jesosy

nitory ny filazantsaran'

Andriamanitra » (Mar 1:14)

« Fa hoy Izy taminy: Tsy

maintsy mitory ny teny soa

mahafaly ny amin'ny

fanjakan'Andriamanitra any

amin'ny tanàna hafa koa Aho,

satria izany no nanirahana Ahy. »

(Lio 4:43)

Taorian’ny nitsanganany

« Niseho tamin’ny mpianany

tamin'ny famantarana maro fa

velona Jesosy taorian'ny nijaliany,

ka niseho taminy efa-polo andro

Izy ary nilaza ny amin'ny

fanjakan'Andriamanitra. » (Asa

1:3)

« Ary rehefa harivan'ilay

andro voalohany amin'ny

herinandro, raha voarindrina ny

varavaran'izay niangonan'ny

mpianatra, noho ny fahatahorany

ny Jiosy, dia tonga Jesosy ka

nitsangana teo afovoany, dia

nanao taminy hoe: Fiadanana ho

anareo. » (Jao 20:19) « Ary rehefa

nilaza izany Izy, dia nasehony azy

ny tànany sy ny lanivoany. Dia

faly ny mpianatra, raha nahita ny

Tompo. » (Jao 20:20) « Ary hoy

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!