14.07.2020 Views

Fanamasinana ny Fotoam-pivavahana Voatendrin'i Jehovah

FANAMASINANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA VOTENDRIN’I JEHOVAH Noho ny voninahitr’Andriamanitra, dia nesoriny teto an-tany ny Fanjakany taorian’ny fikomian’i Satana (Isa 14:12-17; Apo 12:7-9) izay niteraka ny fahasimban’ny tany (Gen 1:2). Tarigetrany anefa ny hamerina indray io Fanjakany io eto an-tany (Mat 6:10; Dan 2:44-45; Heb 2:10). Ny hevi-panahin’ny Planin’ny Famonjena, misy dingana fito ambaran’ny Fotoam-pivavahana voatendrin’i Jehovah, no manazava ny fomba hanovana ny olombelona nofo aman-dra ho tonga Fanahy, handova mandrakizay io Fanjakana io. Nomen’i Jehovah tenin’Andriamanitra maro, mifanandrify amin’ny datin’ireo andro firavoravoana ireo ny fiangonana mandritry ny taona maro. Hafatra ho an’ny fiangonana izany, mba hitodihany amin’ireo Andro Masina ireo, handinihany ny maha tenan’i Kristy ny dingana amin’ny Planina, satria natao ho an’ny Isiraely ara-panahy ny famonjena (Jer 32:27; Gal 3:27-29; Rom 4:16). Ampahafantarina ny vahoakan’Andriamanitra sy ampianarina azy ny andraikitra tsy maintsy raisiny hahazoany famonjena, izay raketin’ny hevi-panahin’ny andro masina nodidin’i Jehovah ho tandremana mandrakizay. Fitaizana ny fiangonana hanaraka ny Lalam-pamonjena marina voalazan’ny Soratra Masina no tanjona amin’izao dinika izao, hahatratrarany ny fenitra ilaina amin’ny Fanangonam-bokatra rehefa miverina Jesosy Kristy.

FANAMASINANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA VOTENDRIN’I JEHOVAH
Noho ny voninahitr’Andriamanitra, dia nesoriny teto an-tany ny Fanjakany taorian’ny fikomian’i Satana (Isa 14:12-17; Apo 12:7-9) izay niteraka ny fahasimban’ny tany (Gen 1:2). Tarigetrany anefa ny hamerina indray io Fanjakany io eto an-tany (Mat 6:10; Dan 2:44-45; Heb 2:10).
Ny hevi-panahin’ny Planin’ny Famonjena, misy dingana fito ambaran’ny Fotoam-pivavahana voatendrin’i Jehovah, no manazava ny fomba hanovana ny olombelona nofo aman-dra ho tonga Fanahy, handova mandrakizay io Fanjakana io.
Nomen’i Jehovah tenin’Andriamanitra maro, mifanandrify amin’ny datin’ireo andro firavoravoana ireo ny fiangonana mandritry ny taona maro. Hafatra ho an’ny fiangonana izany, mba hitodihany amin’ireo Andro Masina ireo, handinihany ny maha tenan’i Kristy ny dingana amin’ny Planina, satria natao ho an’ny Isiraely ara-panahy ny famonjena (Jer 32:27; Gal 3:27-29; Rom 4:16).
Ampahafantarina ny vahoakan’Andriamanitra sy ampianarina azy ny andraikitra tsy maintsy raisiny hahazoany famonjena, izay raketin’ny hevi-panahin’ny andro masina nodidin’i Jehovah ho tandremana mandrakizay.
Fitaizana ny fiangonana hanaraka ny Lalam-pamonjena marina voalazan’ny Soratra Masina no tanjona amin’izao dinika izao, hahatratrarany ny fenitra ilaina amin’ny Fanangonam-bokatra rehefa miverina Jesosy Kristy.

SHOW MORE
SHOW LESS

You also want an ePaper? Increase the reach of your titles

YUMPU automatically turns print PDFs into web optimized ePapers that Google loves.

33

« Ary hoy Mosesy: Hano ireny

anio, fa Sabata ho an’i Jehovah

anio, ka anio no tsy hahitanareo

azy any an-tsaha. » (Eks 16:25)

« Dia nitsahatra ny olona

tamin’ny andro fahafito. » (Eks

16:30)

Nampanamboatra fitoerana

masina (tabernakely) Jehovah

« Ary asaovy manao fitoerana

masina ho Ahy izy, dia honina eo

aminy Aho. » (Eks 25:8) « Ary ao

no hihaona aminao Aho … ka

holazaiko izay rehetra handidiako

anao holazainao amin’ny

Zanak’Isiraely. » (Eks 25:22)

Nandidy ny Zanak’ Isiraely

Jehovah, hanamasina ny tenany, fa

hihaona Aminy amin’ny andro

“Pentekosta.”

« Ary hoy Jehovah tamin’i

Mosesy: Mandehana ho eny

amin’ny olona, ka manamasina azy

anio sy ampitso, ary ampanasao ny

fitafiany izy: » (Eks 19:10) « ary

aoka samy hiomana ho amin’ny

andro fahatelo izy; fa amin’ny

andro fahatelo no hidinan’i

Jehovah ho eo imason’ny olona

rehetra eo an-tampon’ny

tendrombo-hitra Sinay. » (Eks

19:11)

« Ary aoka ny mpisorona koa,

izay manakaiky an’i Jehovah,

hanamasina ny tenany, fandrao

himaona hamely azy Jehovah. »

indray Jesosy taminy: Fiadanana

ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny

Ray Ahy no anirahako anareo

kosa. » (Jao 20:21)

« [Rehefa afaka izany, dia

niseho tamin'ny iraika ambin'ny

folo lahy Jesosy, raha nipetraka

nihinana ireo; ary izy nanome

tsiny azy noho ny tsi-finoany sy

ny hamafin'ny fony, satria tsy

ninoany ireo efa nahita Azy,

rehefa nitsangana Izy] » (Mar

16:14)

« [Ary hoy Izy taminy:

Mandehana any amin'izao tontolo

izao ianareo, ka mitoria ny

filazantsara amin'ny olombelona

rehetra] » (Mar 16:15) « [Izay

mino sy atao batisa no hovonjena;

fa izay tsy mety mino no

hohelohina] » (Mar 16:16) « [Ary

izao famantarana izao no hanaraka

izay mino: hamoaka demonia

amin'ny anarako izy; hiteny

amin'ny fiteny izay tsy mbola

hainy izy;] » (Mar 16:17)

« [handray menarana izy; ary na

dia misotro zava-mahafaty aza izy,

dia tsy hampaninona azy izany;

hametra-tanana amin'ny marary

izy, dia ho sitrana ireny] » (Mar

16:18) « [Ary Jesosy Tompo,

rehefa niteny taminy, dia

nampiakarina ho any an-danitra ka

nipetraka eo an-kavanan'

Andriamanitra] » (Mar 16:19)

« [Fa izy ireo kosa dia lasa ka

nitoriteny eny tontolo eny, ary ny

Tompo niara-niasa taminy ka

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!