14.07.2020 Views

Fanamasinana ny Fotoam-pivavahana Voatendrin'i Jehovah

FANAMASINANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA VOTENDRIN’I JEHOVAH Noho ny voninahitr’Andriamanitra, dia nesoriny teto an-tany ny Fanjakany taorian’ny fikomian’i Satana (Isa 14:12-17; Apo 12:7-9) izay niteraka ny fahasimban’ny tany (Gen 1:2). Tarigetrany anefa ny hamerina indray io Fanjakany io eto an-tany (Mat 6:10; Dan 2:44-45; Heb 2:10). Ny hevi-panahin’ny Planin’ny Famonjena, misy dingana fito ambaran’ny Fotoam-pivavahana voatendrin’i Jehovah, no manazava ny fomba hanovana ny olombelona nofo aman-dra ho tonga Fanahy, handova mandrakizay io Fanjakana io. Nomen’i Jehovah tenin’Andriamanitra maro, mifanandrify amin’ny datin’ireo andro firavoravoana ireo ny fiangonana mandritry ny taona maro. Hafatra ho an’ny fiangonana izany, mba hitodihany amin’ireo Andro Masina ireo, handinihany ny maha tenan’i Kristy ny dingana amin’ny Planina, satria natao ho an’ny Isiraely ara-panahy ny famonjena (Jer 32:27; Gal 3:27-29; Rom 4:16). Ampahafantarina ny vahoakan’Andriamanitra sy ampianarina azy ny andraikitra tsy maintsy raisiny hahazoany famonjena, izay raketin’ny hevi-panahin’ny andro masina nodidin’i Jehovah ho tandremana mandrakizay. Fitaizana ny fiangonana hanaraka ny Lalam-pamonjena marina voalazan’ny Soratra Masina no tanjona amin’izao dinika izao, hahatratrarany ny fenitra ilaina amin’ny Fanangonam-bokatra rehefa miverina Jesosy Kristy.

FANAMASINANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA VOTENDRIN’I JEHOVAH
Noho ny voninahitr’Andriamanitra, dia nesoriny teto an-tany ny Fanjakany taorian’ny fikomian’i Satana (Isa 14:12-17; Apo 12:7-9) izay niteraka ny fahasimban’ny tany (Gen 1:2). Tarigetrany anefa ny hamerina indray io Fanjakany io eto an-tany (Mat 6:10; Dan 2:44-45; Heb 2:10).
Ny hevi-panahin’ny Planin’ny Famonjena, misy dingana fito ambaran’ny Fotoam-pivavahana voatendrin’i Jehovah, no manazava ny fomba hanovana ny olombelona nofo aman-dra ho tonga Fanahy, handova mandrakizay io Fanjakana io.
Nomen’i Jehovah tenin’Andriamanitra maro, mifanandrify amin’ny datin’ireo andro firavoravoana ireo ny fiangonana mandritry ny taona maro. Hafatra ho an’ny fiangonana izany, mba hitodihany amin’ireo Andro Masina ireo, handinihany ny maha tenan’i Kristy ny dingana amin’ny Planina, satria natao ho an’ny Isiraely ara-panahy ny famonjena (Jer 32:27; Gal 3:27-29; Rom 4:16).
Ampahafantarina ny vahoakan’Andriamanitra sy ampianarina azy ny andraikitra tsy maintsy raisiny hahazoany famonjena, izay raketin’ny hevi-panahin’ny andro masina nodidin’i Jehovah ho tandremana mandrakizay.
Fitaizana ny fiangonana hanaraka ny Lalam-pamonjena marina voalazan’ny Soratra Masina no tanjona amin’izao dinika izao, hahatratrarany ny fenitra ilaina amin’ny Fanangonam-bokatra rehefa miverina Jesosy Kristy.

SHOW MORE
SHOW LESS

Create successful ePaper yourself

Turn your PDF publications into a flip-book with our unique Google optimized e-Paper software.

47

x. Manàna fahononam-po ;

xi. Mandehana araka ny Fanahy mba ho velon’ny Fanahy;

xii. Aza avela hanjaka aminareo intsony ny ota.

d. Voasoratra hoe: Ny lalàna dia mpitaiza antsika ho amin'i Kristy,

mba hohamarinina noho ny finoana isika. » (Gal 3:24). Fa rehefa

tonga ny finoana, dia tsy fehezin'izay mpitaiza intsony isika. » (Gal

3:25).

i. Nefa fantatrao tsara sy iainanao ve ny finoana nampianarin’ny

lalàna anao?

ii. Ohatra: Fantatrao ve fa ny lalàna dia nampianatra haharitra

amin’ny fahamasinana rehefa nafahina tamin’ny ota?

(Fihinanana Mofo tsy Misy Masirasira fito andro = Maharitra

amin’ny fifadiana ny ota). Noho izany,

1. Moa ve mifady ny ota farafaharatsiny fito andro hianao :

a. Rehefa vita ny batisa?

b. Rehefa vita ny fanasan’ny Tompo?

c. Rehefa vita ny Sabata?

2. Sa miverina amin’ny fanao isan’andro, fa hadino ny

fanafahana?

3. Ny fifadian-kanina dia tokony hatao miaraka amin’ny

fifadiana ny ota sy fandinihana Soratra Masina, fa tsy

fiaretana hanoanana fotsiny !

e. Manao fanafahana faobe koa Jehovah Andriamanitra, nanafaka antsika

tamin’ny finoan-diso nisy antsika taloha isika, dia ny finoana an'i Jesosy

maty Zoma nitsangana Alahady, izay maty tsy araka ny Soratra Masina.

i. Fomba maro samy hafa no nanafahany antsika

1. Fahasitranana tamin’ny aretina

2. Fahafahana tamin’ny loza

3. Fahafahana tamin’ny fatorana samihafa, toy ny toaka,

sigara, fahazaran-dratsy isan-karazany, ny fonja, ets.

4. Fanafahana tamin’ny olana samy hafa

5. Faharesen-dahatra tamin’ny fampianarana.

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!