14.07.2020 Views

Fanamasinana ny Fotoam-pivavahana Voatendrin'i Jehovah

FANAMASINANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA VOTENDRIN’I JEHOVAH Noho ny voninahitr’Andriamanitra, dia nesoriny teto an-tany ny Fanjakany taorian’ny fikomian’i Satana (Isa 14:12-17; Apo 12:7-9) izay niteraka ny fahasimban’ny tany (Gen 1:2). Tarigetrany anefa ny hamerina indray io Fanjakany io eto an-tany (Mat 6:10; Dan 2:44-45; Heb 2:10). Ny hevi-panahin’ny Planin’ny Famonjena, misy dingana fito ambaran’ny Fotoam-pivavahana voatendrin’i Jehovah, no manazava ny fomba hanovana ny olombelona nofo aman-dra ho tonga Fanahy, handova mandrakizay io Fanjakana io. Nomen’i Jehovah tenin’Andriamanitra maro, mifanandrify amin’ny datin’ireo andro firavoravoana ireo ny fiangonana mandritry ny taona maro. Hafatra ho an’ny fiangonana izany, mba hitodihany amin’ireo Andro Masina ireo, handinihany ny maha tenan’i Kristy ny dingana amin’ny Planina, satria natao ho an’ny Isiraely ara-panahy ny famonjena (Jer 32:27; Gal 3:27-29; Rom 4:16). Ampahafantarina ny vahoakan’Andriamanitra sy ampianarina azy ny andraikitra tsy maintsy raisiny hahazoany famonjena, izay raketin’ny hevi-panahin’ny andro masina nodidin’i Jehovah ho tandremana mandrakizay. Fitaizana ny fiangonana hanaraka ny Lalam-pamonjena marina voalazan’ny Soratra Masina no tanjona amin’izao dinika izao, hahatratrarany ny fenitra ilaina amin’ny Fanangonam-bokatra rehefa miverina Jesosy Kristy.

FANAMASINANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA VOTENDRIN’I JEHOVAH
Noho ny voninahitr’Andriamanitra, dia nesoriny teto an-tany ny Fanjakany taorian’ny fikomian’i Satana (Isa 14:12-17; Apo 12:7-9) izay niteraka ny fahasimban’ny tany (Gen 1:2). Tarigetrany anefa ny hamerina indray io Fanjakany io eto an-tany (Mat 6:10; Dan 2:44-45; Heb 2:10).
Ny hevi-panahin’ny Planin’ny Famonjena, misy dingana fito ambaran’ny Fotoam-pivavahana voatendrin’i Jehovah, no manazava ny fomba hanovana ny olombelona nofo aman-dra ho tonga Fanahy, handova mandrakizay io Fanjakana io.
Nomen’i Jehovah tenin’Andriamanitra maro, mifanandrify amin’ny datin’ireo andro firavoravoana ireo ny fiangonana mandritry ny taona maro. Hafatra ho an’ny fiangonana izany, mba hitodihany amin’ireo Andro Masina ireo, handinihany ny maha tenan’i Kristy ny dingana amin’ny Planina, satria natao ho an’ny Isiraely ara-panahy ny famonjena (Jer 32:27; Gal 3:27-29; Rom 4:16).
Ampahafantarina ny vahoakan’Andriamanitra sy ampianarina azy ny andraikitra tsy maintsy raisiny hahazoany famonjena, izay raketin’ny hevi-panahin’ny andro masina nodidin’i Jehovah ho tandremana mandrakizay.
Fitaizana ny fiangonana hanaraka ny Lalam-pamonjena marina voalazan’ny Soratra Masina no tanjona amin’izao dinika izao, hahatratrarany ny fenitra ilaina amin’ny Fanangonam-bokatra rehefa miverina Jesosy Kristy.

SHOW MORE
SHOW LESS

You also want an ePaper? Increase the reach of your titles

YUMPU automatically turns print PDFs into web optimized ePapers that Google loves.

51

satria voangona ny tahirintsakafo

rehetra ho amin’ny

ririnina.

Anaty toerana tsy

maharitra no ankalazana ny

Fetin’ny Tabernakely (Lev

23:40, 42).

mpisoron'Andriamanitra sy Kristy

ireo ka hiara-manjaka aminy arivo

taona. » (Apo 20:6)

FANJAKANA ARIVO TAONA

« Ary nahita seza fiandrianana maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, ary

nomena fahefana hitsara izy; ary hitako koa ny fanahin'izay notapahin-doha noho ny

filazana an'i Jesosy sy ny tenin'Andriamanitra sy izay rehetra tsy niankohoka teo

anoloan'ny bibi-dia na teo anoloan'ny sariny ary tsy nandray ny marika ho eo amin'ny

handriny na ho eo amin'ny tànany; ary velona izy ka niara-nanjaka tamin'i Kristy arivo

taona. » (Apo 20:4) « Sambatra sy masina izay manana anjara amin'ny fitsanganana

voalohany; ireo tsy mba ananan'ny fahafatesana faharoa fahefana; fa ho

mpisoron'Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona. » (Apo

20:6) « Ary efa nataonao fanjakana sy mpisorona ho an'Andriamanitsika ireo; Ary

manjaka ambonin'ny tany izy. » (Apo 5:10)

Mandritra ny Milenioma izay ambaran’ny Fetin’ny Tabernakely,

Jesosy Kristy dia hanjaka arivo taona eto an-tany, hitondra fiadanana sy

fifaliana ary fandrosoana manerana izao tontolo izao.

(Joe 3:1-5): [Ny amin'ny handatsahana ny Fanahy Masina, sy

hitsarana ny firenena ny rehetra] :

« Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin'ny

nofo rehetra Aho; dia haminany ny zanakalahinareo sy ny

zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita

fahitana; » (Joe 3:1) « Ary na dia ny mpanompolahy sy ny

mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro

izany. » (Joe 3:2)

Ny firenena izay tsy hanaiky hankalaza ny Fety eo amboalohany

ka tsy hety hampianarina, dia ho faizina mafy (Zak 14:16-

19).

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!