14.07.2020 Views

Fanamasinana ny Fotoam-pivavahana Voatendrin'i Jehovah

FANAMASINANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA VOTENDRIN’I JEHOVAH Noho ny voninahitr’Andriamanitra, dia nesoriny teto an-tany ny Fanjakany taorian’ny fikomian’i Satana (Isa 14:12-17; Apo 12:7-9) izay niteraka ny fahasimban’ny tany (Gen 1:2). Tarigetrany anefa ny hamerina indray io Fanjakany io eto an-tany (Mat 6:10; Dan 2:44-45; Heb 2:10). Ny hevi-panahin’ny Planin’ny Famonjena, misy dingana fito ambaran’ny Fotoam-pivavahana voatendrin’i Jehovah, no manazava ny fomba hanovana ny olombelona nofo aman-dra ho tonga Fanahy, handova mandrakizay io Fanjakana io. Nomen’i Jehovah tenin’Andriamanitra maro, mifanandrify amin’ny datin’ireo andro firavoravoana ireo ny fiangonana mandritry ny taona maro. Hafatra ho an’ny fiangonana izany, mba hitodihany amin’ireo Andro Masina ireo, handinihany ny maha tenan’i Kristy ny dingana amin’ny Planina, satria natao ho an’ny Isiraely ara-panahy ny famonjena (Jer 32:27; Gal 3:27-29; Rom 4:16). Ampahafantarina ny vahoakan’Andriamanitra sy ampianarina azy ny andraikitra tsy maintsy raisiny hahazoany famonjena, izay raketin’ny hevi-panahin’ny andro masina nodidin’i Jehovah ho tandremana mandrakizay. Fitaizana ny fiangonana hanaraka ny Lalam-pamonjena marina voalazan’ny Soratra Masina no tanjona amin’izao dinika izao, hahatratrarany ny fenitra ilaina amin’ny Fanangonam-bokatra rehefa miverina Jesosy Kristy.

FANAMASINANA NY FOTOAM-PIVAVAHANA VOTENDRIN’I JEHOVAH
Noho ny voninahitr’Andriamanitra, dia nesoriny teto an-tany ny Fanjakany taorian’ny fikomian’i Satana (Isa 14:12-17; Apo 12:7-9) izay niteraka ny fahasimban’ny tany (Gen 1:2). Tarigetrany anefa ny hamerina indray io Fanjakany io eto an-tany (Mat 6:10; Dan 2:44-45; Heb 2:10).
Ny hevi-panahin’ny Planin’ny Famonjena, misy dingana fito ambaran’ny Fotoam-pivavahana voatendrin’i Jehovah, no manazava ny fomba hanovana ny olombelona nofo aman-dra ho tonga Fanahy, handova mandrakizay io Fanjakana io.
Nomen’i Jehovah tenin’Andriamanitra maro, mifanandrify amin’ny datin’ireo andro firavoravoana ireo ny fiangonana mandritry ny taona maro. Hafatra ho an’ny fiangonana izany, mba hitodihany amin’ireo Andro Masina ireo, handinihany ny maha tenan’i Kristy ny dingana amin’ny Planina, satria natao ho an’ny Isiraely ara-panahy ny famonjena (Jer 32:27; Gal 3:27-29; Rom 4:16).
Ampahafantarina ny vahoakan’Andriamanitra sy ampianarina azy ny andraikitra tsy maintsy raisiny hahazoany famonjena, izay raketin’ny hevi-panahin’ny andro masina nodidin’i Jehovah ho tandremana mandrakizay.
Fitaizana ny fiangonana hanaraka ny Lalam-pamonjena marina voalazan’ny Soratra Masina no tanjona amin’izao dinika izao, hahatratrarany ny fenitra ilaina amin’ny Fanangonam-bokatra rehefa miverina Jesosy Kristy.

SHOW MORE
SHOW LESS

You also want an ePaper? Increase the reach of your titles

YUMPU automatically turns print PDFs into web optimized ePapers that Google loves.

82

Fanavotana Lev 23:26-30 Asa 27:9

Tabernakely Lev 23:33-43 Jao 7:1-2, 8, 10, 14; Asa 3:19-23;

18:21

Fara-fivoriana Lev 23:36 Jao 7:37-38

Ny Fitsofana trompetra dia tsy voalaza mivantana ao amin’ny Testamenta Vaovao, fa

ny foto-kevitr’io Fivoriana masina io – Fitsofanany trompetra manambara ny

fiverenan’i Kristy – dia voalazan’ny mpanoratra ny Testamenta Vaovao araka ireo

toko sy andininy ireo.

3. KALANDARIN’NY ANDRO FIRAVOAVOANA 2018-2026

Source: www.ucg.org: Holy Day Calender

2018 Daty

Paska *++ Marsa 30

Mofo Tsy Misy Msirasira * Marsa 31-Aprily 6

Pentekosta* May 20

Fitsofana Trompetra* Septambra 10

Andro Fanavotana* Septambra 19

Fetin’ny Tabernakely* Septambra 24-30

Fara-Fivoriana* Oktobra 1

* Manomboka ny hariva mialoha

++ Tandremana ny hariva mialoha

2019 Daty

Paska *++ Aprily 19

Mofo Tsy Misy Masirasira * Aprily 20-26

Pentekosta* Jona 9

Fitsofana Trompetra* Septambra 30

Andro Fanavotana* Oktobra 9

Fetin’ny Tabernakely* Oktobra 14-20

Fara-Fivoriana* Oktobra 21

* Manomboka ny hariva mialoha

++ Tandremana ny hariva mialoha

2020 Daty

Paska *++ Aprily 8

Mofo Tsy Misy Masirasira * Aprily 9-15

Pentekosta* May 31

Fitsofana Trompetra* Septambra 19

Hooray! Your file is uploaded and ready to be published.

Saved successfully!

Ooh no, something went wrong!